Jyunii - Gasy Iray Ihany lyrics | LyricsFreak
Correct  |  Mail  |  Print  |  Vote

Gasy Iray Ihany Lyrics

Jyunii – Gasy Iray Ihany Lyrics

Ao ve ny avaratra e?
Ao koa ve ny atsinanana e?
Ny ampovoany tsy adino
Toy izay koa ny atsimo
Aiza ny andrefana ndao iaraka ientana!

Chorus:
Fa isika Gasy dia iray ihany e
Ndao soloina tsiky ireo tomany e
Share lyrics
×

Gasy Iray Ihany comments