Alfred Tayla - Ilay Fitia lyrics | LyricsFreak
Correct  |  Mail  |  Print  |  Vote

Ilay Fitia Lyrics

Alfred Tayla – Ilay Fitia Lyrics

(Verse 1)

Ilay fitia ny omeko anao
Ilay mba misy izy iny
Ilay fitiavako iny
Fotoana no kendreko,no lazaiko tokoa
Fa de nahoana re no atao toy izao?

(Chorus)

Maniry indray aho,Ilay fitiavana io
Aoka ary mba tsy hiova e!
Hatrizay ny tena moa efa,
Ahoana moa izay hiafarako mba
Ahoana moa?

Oh yeah - Oh

(Verse 2)

Raha toa ka tsy,tsy eo amin'Dry
Ilay malalanao de izao no ataovy
Izaho sy ianao ka mbola hiaraka
Fa tsy afa hisaraka fa efa fo iray

(Chorus)

Maniry indray aho,Ilay fitiavana io
Aoka ary mba tsy hiova e!
Hatrizay ny tena moa efa,
Ahoana moa izay hiafarako mba
Ahoana moa?

(Bridge)

Ndao baby girl,ndao ho iray hatrany
Ho alavirina ireo tomany fa andao hifaly hatrany
Aza asiana ady,Aza asiana tsy fanaja
Fa izay iainantsika eo ho ahy sy ho anao

Oh yeah - Oh

(Chorus)

Maniry indray aho,Ilay fitiavana io
Aoka ary mba tsy hiova e!
Hatrizay ny tena moa efa,
Ahoana moa izay hiafarako mba
Ahoana moa?
Share lyrics
×

Ilay Fitia comments